plt_tq/est/01/07.md

8 lines
304 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no betsaka tokoa ny divaim-panjakana?
Betsaka tokoa ny divaim-panjakana nohon'ny fahalalan-tanan'ny mpanjaka.
# Inona avy ireo baikon'ny mpanjaka ho an'ny mpiasa rehetra tao an-dapany?
Nanome baiko ny mpiasa rehetra tao an-dapany ny mpanjaka mba hanao izay rehetra irin'ny vahiny tsirairay.