plt_tq/eph/06/17.md

8 lines
266 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no sabatry ny Fanahy?
Ny tenin'Andriamanitra no sabatry ny Fanahy.
# Inona no toetra tsy maintsy hananan'ireo mpino amin'ny fivavahana?
Ireo mpino dia tsy maintsy mivavaka amin'ny fotoana rehetra, maharitra sy miambina amin'ny valiny homen'Andriamanitra.