plt_tq/eph/06/14.md

8 lines
354 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Nahoana ny mpino no tsy maintsy mitafy ny fiadian'Andriamanitra?
Tsy maintsy mitafy ny fiadian'Andriamanitra ny mpino mba hahafahana mijoro manohitra ireo tetiky ny devoly.
# Am-paham-piadian'Andriamanitra inona no manohitra ireo zana-tsipika mirehitr'afon'ilay ratsy?
Ny ampingan'ny finoana no manohitra ireo zana-tsipika mirehitr'afon'ilay ratsy.