plt_tq/eph/05/08.md

8 lines
281 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Vokatry ny fahazavana inona no mahafaly ny Tompo?
Ny vokatry ny fahatsarana, fahamarinana, ary marina no mahafaly ny Tompo
# Inona no mila ataon'ireo mpino amin'ny asan'ny maizina?
Ireo mpino dia tsy tokony handray anjara amin'izany, fa kosa mampiharihary ny asan'ny maizina.