plt_tq/eph/03/12.md

4 lines
187 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no lazain'i Paoly fa ananan'ireo mpino nohon'ny finoana an'i Kristy?
Paoly dia milaza fa ireo mpino dia manana fahasahiana sy lalana am-pahatokiana nohon'ny finoana an'i Kristy.