forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
351 B
Markdown
4 lines
351 B
Markdown
|
# Rehefa misy olona mahita olona ampahoriana sy robaina amin'ny fitondrana marina sy mahitsy, nahoana no tsy tokony hisy ho gaga toy ny hoe tsy nisy nahalala?
|
||
|
|
||
|
Rehefa misy olona mahita olona ampahoriana sy robaina amin'ny fitondrana marina sy mahitsy, dia tsy tokony ho gaga izy satria misy olona mahery izay miambina ireo eo ambany fahefan'izy ireo.
|