plt_tq/deu/32/48.md

4 lines
249 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no nasain'i Yaveh niakatra teny amin'ny tendrombohitra tandrifin'i Jeriko i Mosesy?
Nasain'i Yvaeh niakatra teny amin'ny tendrombohitra i Mosesy mba hitazanany ny tany Kanana izay nomen'i Yaveh ny vahoakan'ny Israely ho fananan'izy ireo.