forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
337 B
Markdown
8 lines
337 B
Markdown
|
# Inona no ampitahan'i Mosesy ny lalana izay nikarakaran'i Yaveh ireo vahoakany?
|
||
|
|
||
|
Ampitahain'i Mosesy amin'ny voromahery izay miambina ny akaniny sy maniditsidina eo ambonin'ireo zanany ny lalana izay nikarakaran'i Yaveh ireo olony.
|
||
|
|
||
|
# Iza irery no nitarika ny vahoakan'ny Israely?
|
||
|
|
||
|
Yaveh irery ihany no nitarika ny vahoakan'ny Israely.
|