plt_tq/deu/32/03.md

12 lines
390 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Amin'ny anaran'iza no hitorian'i Mosesy sy hampanekeny ny fahalebiazana?
Amin'ny anaran'i Yaveh no hitorian'i Mosesy ary hanekeny ny fahalebiazan'Andriamanitra.
# Asan'iza no tanteraka ary marina ny lalany?
Ny asan'ny Vatolampy no tanteraka ary ny lalany no marina.
# Iza no tsy misy heloka ary marina sy mahitsy?
Mahatoky Andriamanitra, izay tsy misy heloka ary marina sy mahitsy.