forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
408 B
Markdown
8 lines
408 B
Markdown
|
# Inona no napetrak'i Mosesy teo anoloan'ny vahoakan'ny Israely?
|
||
|
|
||
|
Fiainana sy fahatsarana, fahafatesana sy faharatsiana no napetrak'i Mosesy teo anoloan'ny vahoakan'ny Israely.
|
||
|
|
||
|
# Inona no hitranga raha tsy mankatoa ny didin'i Yaveh Andriamanitr'izy ireo izay nandidian'i Mosesy azy ireo ny vahoakan'ny Israely?
|
||
|
|
||
|
Ho velona sy ho maro isa izy ireo azy hitahy azy ireo any amin'ny tany izay halehany izy ireo.
|