plt_tq/deu/29/17.md

8 lines
616 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana ny vahoaka no nampatsiahivina ireo zava-maharikoriko izay hitan'izy ireo tamin'izy ireo nandao an'i Egypta?
Nampatsiahivina azy ireo ny zava-maharikoriko izay hitan'izy ireo ka mba tsy amin'izy ireo tsy hivily hiala ain'i Yaveh ny fon'izy ireo, hanompo ny andriamanitr'ireo firenena ary mba tsy hisy faka mamokatra zava-mangidy sy zava-mahafaty eo amin'izy ireo.
# Inona no tsy tokony holazain'ny olona izay mandre ireo tenim-panozonana ao am-pony?
Ny olona izay mandre ireo tenim-panozonana dia tsy tokony hiteny fa hanana fiadanana amin'ny izay alehany izy na dia mandeha araka ny diran'ny fony aza.