plt_tq/deu/28/11.md

4 lines
268 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no ho sokafan'i Yaveh ho an'ny vahoakan'ny Israely raha mitandrina ireo didiny izy ireo?
Hosokafan'i Yaveh ho azy ireo ny trano fitehirizany any an-danitra mba hanome orana ho an'ny tanin'izy ireo amin'ny fotoany, sy hitahy ny asan'ny tanan'izy ireo rehetra.