plt_tq/deu/26/14.md

4 lines
200 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tian'ny vahoakan'ny Israely ho ataon'i Yaveh amin'izy ireo?
Tian'ny vahoakan'ny Israely hojeren'i Yaveh avy eny amin'ny lanitra sy hotahiany izy ireo ao amin'ny tany izay nomeny azy ireo.