plt_tq/deu/23/21.md

4 lines
273 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Manao ahoana ny halebiazan'ny fahatanterahan'ny voady natao amin'ny i Yaveh teo amin'ny Israelita?
Tsy tokony hiraikiraiky ny Israelita amin'ny fanatanterahana vaody amin'i Yaveh, fa handinika izay nampanatenainy tami'ny vavany mba tsy hanota hanohitra an'i Yaveh izy.