plt_tq/deu/23/12.md

4 lines
275 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana i Yaveh no nanome fampianarana ny vahoakan'ny Israely amin'ny aiza sy ahoana no hanaovan'izy ireo maloto?
Nandeha teny afovoan'ny tobin'izy ireo i Yaveh, noho izany dia tokony ho masina ny toby mba tsy hahitan'i Yaveh zavatra maloto ka hivadihany amin'izy ireo.