plt_tq/deu/21/20.md

8 lines
517 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no holazain'ny ray sy renin'ilay zaza mpikomy amin'nireo loholona eo amin'ny tanànany.
Ny ray sy ny renin'ilay zaza mpikomy dia hilaza amin'ireo loholona hoe: "Ity zanakay ity dia zaza mafy loha sy mpikomy, tenda-kanina sy mpimamo ary tsy mankatoa ny feonay."
# Nahoana no tsy maintsy hamalian'ireo loholon'ny tanàna amin'ny fitoraham-bato ny zanaka ho faty?
Tsy maintsy mitora-bato ny zanaka ho faty izy ireo mba hanalana ny ratsy eo amin'izy ireo, ary hampatahotra ny Israely amin'ny fihainoana izany.