plt_tq/deu/17/12.md

4 lines
196 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Olona manao ahoana no ho faty hanalana ny ratsy amin'ny Israely?
Na iza na iza miavonavona sy tsy mihaino ny mpisorona, na tsy mihaino ny mpitsara, dia ho faty hanala ny ratsy amin'ny Israely.