forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
304 B
Markdown
4 lines
304 B
Markdown
|
# Inona no tokony ataon'ny Israely amin'ny tanàna raha mandre ny fahamarinan'izany izy ireo fa ireo mponina dia milaza ny handehanana hanompo andriamanitra hafa?
|
||
|
|
||
|
Tokony hanafika ireo mponina ao amin'izany tanàna izany izy ireo miaraka amin'ny alalan'ny lelan-tsabatra ary handringana izany tanteraka.
|