forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
318 B
Markdown
4 lines
318 B
Markdown
|
# Inona no asain'i Yaveh tandreman'ny Israely rehefa mandringana ireo firenena tsy ho eo anoloan'izy ireo Andriamanitra sy rehefa mandeha mba haka azy ireo sy honina any amin'ny taniny ny Israely?
|
||
|
|
||
|
Ny Israely dia hitandrina mba tsy ho voafandrika hanaraka na hizaha ny andriamanitr'ireo firenena teo alohan'izy ireo.
|