forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
233 B
Markdown
4 lines
233 B
Markdown
|
# Raha mitandrina ireo didin'i Yaveh rehetra sy hifikitra aminy ny vahoaka, dia inona no hataony ho azy ireo?
|
||
|
|
||
|
Horoahin'i Yaveh hiala eo anatrehan'izy ireo ireo firenena rehetra ary handroaka firenena lehibe sy mahery noho izy ireo.
|