plt_tq/deu/04/47.md

4 lines
426 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Hatraiza ny fitaran'ny tanin'ireo mpanjakan'ny Amorita anakiroa?
Nanomboka avy tany Aroera, teo amoron'ny lohasahan'i Arnona, ka hatrany amin'ny Tendrombohitra Siona (na Tendrombohitra Hermona) izany fari-tany izany, ary tafiditra tao amin'izany ny lemaky ny lohasahan-driakan'i Jordana rehetra, miantsinana makany an-dafin'i Jordana, mankany amin'ny Ranomasin'i Araba, ka hatrany amin'ny hantsan'ny Tendrombohitra Pisga."