plt_tq/deu/04/01.md

8 lines
375 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tokony hataon'ny vahoakan'ny Israely mba hahavelomany, sy hahazoany ny tany izay homen'i Yaveh azy ireo?
Tokony hihaino sy hankatoa ny lalàna izay hampianarin'i Mosesy azy ireo mba hahazoan'izy ireo ny tany.
# Inona no tsy tokony ataon'ny vahoaka?
Tsy tokony hanampy ny hanala ny teny izay nandidian'i Mosesy azy ireo izy ireo fa hitandrina ny didin'i Yaveh.