plt_tq/dan/09/27.md

8 lines
297 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no ho ataon'ilay tonga hanapaka?
Hanamafy ny fanekena amin'ny maro anatin'ny fito iray izy. Amin'ny fisasahan'ny fito dia hampitsahatra ny sorona sy fanatitra Izy.
# Inona no hanjo ny olona izay manao fandravana?
Ny fiafarana tanteraka sy ny fahapotehana dia didy ho an'izay mpandrava.