plt_tq/dan/09/01.md

8 lines
302 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Mpanajaka avy tamin'ny faritra taiza i Ahasoerosy?
Mpanjaka teo amin'ny faritr'ireo Babyloniana izy.
# Inona no tsikaritr'i Daniela tamin'ny fianarana ny tenin'Andriamanitra tamin'i Jeremia mpaminany?
Nahatsikaritra izy fa tokony ho tapitra ny fandaozana an'i Jerosalema aorian'ny fitopolo taona.