plt_tq/dan/07/08.md

4 lines
324 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hitan'i Daniela niseho tamin'ny biby hafa izay heveriy ho toy ireo tandroka?
Nahita tandroka kely naniry teo amin'ireo tandroka folo i Daniela. Ny telo tamin'ireo tandroka voalohany dia nivoaka tamin'ny fakany. Nahita maso tahaka ny an'ny olona i Daniela ary vava izay nirehareha momba ireo zavatra lehibe ireo.