plt_tq/dan/06/24.md

4 lines
290 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no baikon'ny mpanjaka faharoa tao aorian'ny nahitany ny fahaveloman'i Daniela tao amin'ny lavaky ny liona?
Ny baiko faharoa dia ny hitondrana ilay lehilahy izay nanasoketa an'i Daniela ary nanipy azy ireo tao an-davaky ny liona miaraka amin'ny zanak'izy ireo sy ny vadin'izy ireo.