plt_tq/dan/06/06.md

4 lines
396 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no toro hevitr'reo governora isam-paritany sy ny lehiben'ny mpandraharaha sasasny tamin'ny mpanjaka Dariosy?
Nanoro hevitra an'i Dariosy fa tokony hamoaka didy ary manamafy izany fa na iza na iza manao fanangonan-tsonia amin'ny andriamanitra rehetra na olombelona ankoatra ny mpanjaka Dariosy mandritra ny telopolo andro, dia tsy maintsy hatsipy ao an-davaky ny liona izany olona izany.