plt_tq/dan/05/29.md

8 lines
392 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no niseha tamin'izany alina izany tao aorian'ny nanomezan'i Daniela ny dikan'ny soratra tamin'i Belsazara?
Tamin'izany alina izany i Belsazara, ilay mpanjaka Babyloniana, novonoina, ary Dariiosy ilay Mediana no nahazo ny fanjakana.
# Firy taona i Dariosy ilay Mediana rehefa nandray ny fanjakana?
Teo amin'ny roa amby enimpolo taona i Dariosy ilay Mediana no nandray ny fanjakana.