plt_tq/dan/05/03.md

8 lines
372 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona ireo tavoara nampiasain'izy ireo hisotroana divay amin'izany fanasana izany?
Nampiasa tavoara volamena izay nalaina tao amin'ny temoly izy ireo,ilay tranon'Andriamanitra, tao Jerosalema.
# Inona no nataon'ny olona tao amin'ilay fanasana rehefa nisotro ny divay izy ireo?
Nidera ireo sampy vita amin'ny volamena, volafotsy, varahina, vy, hazo ary vato izy ireo.