plt_tq/dan/04/24.md

8 lines
702 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hiseho amin'i Nebokadnezara mandra-pahalalany fa ilay Avo Indrindra no manapaka eo amin'ireo fanjakan'olona ary manome azy ireo ho an'ny olona izay iriany Izy?
Esorina amin'ny olona i Nebokadnezara. hitoetra any an-tsaha miaraka amin'ny bibidia sy hihinana ahitra tahaka ny omby ary ho kotsan'ny ranon'ando avy any an-danitra izy.
# Hafiriana no faharetan'izany mialohan'ny ahafantaran'i Nebokadnezara fa ilay Avo Indrindra no manapaka eo amin'ireo fanjakan'olona ary manome azy ireo ho an'ny olona izay iriany Izy?
Fito taona no handalo mandra-pahafantaran'i Nebokadnezara fa ilay Avo Indrindra no manapaka eo amin'ireo fanjakan'olona ary manome azy ireo ho an'ny olona izay iriany Izy.