plt_tq/dan/04/10.md

4 lines
276 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no ampahany hitan'i Nebokadnezara voalohany tamin'ny nofiny?
Nahita hazo tsara, lehibe sy matanjaka be izay nananika ny lanitra i Nebokadnezara. Nanome alokaloka ho an'ireo biby sy nitoeran'ireo voromanidina izy. Be voankazo izay mamahana ireo zava-manan'aina izany.