forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
658 B
Markdown
12 lines
658 B
Markdown
|
# Tamin'ny iza no nandefasan'i Nebokadnezara ny didy?
|
||
|
|
||
|
Nalefan'i Nebokadnezara tamin'ireo vahoaka, ireo firenen, ary ireo fiteny izay nonina tety ambonin'ny tany.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana no nandefa ny didy i Nebokadnezara?
|
||
|
|
||
|
Nandefa ny didy i Nebokadnezara mba hilaza amin'ny olona momban'ireo famantarana sy ireo zava-mihagaga izay nataon'ny Avo Indrindra taminy.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nolazain'i Nebokadnezara momban'ilay Avo Indrindra?
|
||
|
|
||
|
Nilaza ny momban'ilay Avo Indrindra i Nebokadnezara fa "Lehibe loatra ireo famantarany, ary mahery loatra ireo zava-mahagagany! Fanjakana tsy manam-pahataperana ny fanjakany, ary maharitra hatramin'ny taranaka fara mandimby ny fanapahany."
|