plt_tq/dan/03/24.md

4 lines
249 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nahagaga sy nampitsangana aingana an'i Nebokadnezara?
Gaga i Nebokadnezara satria nahita lehilahy efatra tsy nifatotra, nandehandeha nanodidina ny afo izy ary tsy misy maratra ary manjelatra tahaka ny zanak'ireo andriamanitra izy ireo.