plt_tq/amo/07/16.md

8 lines
404 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no ambaran'i Yaveh fa hanohitra an'i Amzazia, mpisoron'i Betela?
Nanambara i Yaveh fa ho faty any amin'ny tany maloto i Amazia, ho lasa mpivaro-tena ao an-tanàna ny vadiny, ireo zanakalahinareo sy ireo zanakavavinareo dia ho faty, ary ny taniny hozarazaraina.
# Inona no nolazain'i Yaveh fa ho ataony amin'ny Israely?
Nambaran'i Yaveh fa halefa sesi-tany hiala ao amin'ny taniny ny Israely.