plt_tq/amo/07/01.md

8 lines
354 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Tamin'ny fahitana, inona no hitan'i Amosa noforonin'i Yaveh tamin'ny lohataona?
Nahita an'i Yaveh namorona valala ho amin'ny lohataona mba hihinana ny vokatry ny tany i Amosa.
# Rehafa niangavy an'i Yaveh mba hamela an'i Jakoba ary tsy hampitondra loza ho azy ireo i Amosa, inona no navalin'i Yaveh?
Namaly i Yaveh fa tsy hitranga izany loza izany.