plt_tq/amo/04/04.md

4 lines
245 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tian'ireo vahoakan'Israely?
Ny tian'ireo vahoakan'Israely dia ny hanotana ao Betela ary hampitombo ny ota ao Gilgala, mitondra ireo fanatitra ary ireo fahafolon-karena, manolotra fanati-pisaorana, ary manambara ireo fanati-tsitrapo.