plt_tq/amo/02/15.md

4 lines
406 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nambaran'i Yaveh mahakasika ny mpandefa tsipìka, ny mpihazakazaka aingam-pandeha, ny mpitaingin-tsoavaly, ary ny mpiady be herim-po amin'izany andro izany?
Nambaran'i Yaveh fa tsy ahajoro ny mpandefa tsipìka, tsy ho afa-mandositra ny mpihazakazaka aingam-pandeha; tsy hahavonjy ny tenany ny mpitaingin-tsoavaly, ary ny mpiady be herim-po aza dia handositra mitanjaka amin'izany andro izany.