plt_tq/act/26/30.md

4 lines
267 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no tsoa-kevitra noraisin'i Agripa, Festosy, ary Berenika nanoloana ny fiampangana nanohitra an'i Paoly?
Nifanaiky izy ireo fa tsy nanao na inona na inona izay mendrika fahafatesana na famatorana i Paoly, ary tokony ho nafahana izy raha niantso an'i Kaisara?