plt_tq/act/26/15.md

12 lines
423 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Iza no niresaka tamin'i Paoly teny an-dalana ho any Damaskosy?
Jesosy no niresaka tamin'i Paoly teny an-dalana ho any Damaskosy.
# Notendren'i Jesosy ho inona i Paoly?
Notendren'i Jesosy ho mpanompo sy vavolombelona teo amin'ireo Jentilisa i Paoly.
# Inona no nambaran'i Jesosy fa tiany ho raisin'ireo Jentilisa?
Nambaran'i Jesosy fa tiany handray ny famelan-keloka sy ny lova avy amin'Andriamanitra ireo Jentilisa.