forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
272 B
Markdown
4 lines
272 B
Markdown
|
# Inona no fiampangana nolazain'i Festosy fa nentin'ireo Jiosy hanoherana an'i Paoly?
|
||
|
|
||
|
Nambaran'i Festosy fa tao anatin'ireo fiampangana azy ny fifandirana momba ny fivavahan'izy ireo, ary momba ilay olona atao hoe Jesosy izay efa maty, kanefa nolazain'i Paoly fa velona.
|