plt_tq/act/23/01.md

4 lines
238 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Nahoana ny mpisoronabe no nandidy an'ireo izay nijoro teo akaikin'i Paoly mba hamely azy eo amin'ny molony?
Tezitra ny mpisoronabe satria nilaza i Paoly fa velona teo anatrehan'Andriamanitra tamin'ny fieritreretana tsara rehetra izy.