plt_tq/act/22/30.md

4 lines
255 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nataon'ilay kapiteny mpitarika rehefa fantany fa mponina Romana i Paoly?
Novahan'ilay kapiteny mpitarika ny fatoran'i Paoly, ary nibaiko ny lohan'ny mpisorona sy ny synedriona rehetra izy mba hivory, ka napetrany teo afovoan'izy ireo i Paoly.