forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
249 B
Markdown
4 lines
249 B
Markdown
|
# Inona no nahatonga an'i Paoly nanova ny fikasany ary niverina namakivaky an'i Makedonia fa tsy niantsambo nakany Syria?
|
||
|
|
||
|
Niova ny fikasan'i Paoly satria nanao fikonokononana nanohitra azy ny Jiosy raha iny izy handeha hiantsambo ho any Syria iny.
|