plt_tq/act/19/26.md

4 lines
259 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no fanahian'i Demetrio mpanefy volafotsy nasehony tamin'ireo mpiasa hafa?
Nanahy i Demetrio fa nampianatra ny olona i Paoly ny amin'ny tsy fisian'ny andriamanitra vita amin'ny tanana, ka mety ho raisina ho tsy misy dikany i Diana andriamanitra vavy.