plt_tq/act/16/25.md

8 lines
330 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nataon'i Paoly sy Silasy tao am-ponja manodidina ny tamin'ny sasak'alina?
Nivavaka izy ireo ary nihira fiderana ho an'Andriamanitra.
# Inona no niseho ka nahatonga ny mpiambina ny fonja hivonona ny hamono tena?
Nisy horohoron-tany teo, dia nivoha ny varavaran'ny fonja, ary nivaha avokoa ny gadran'ny olon-drehetra.