plt_tq/act/12/22.md

8 lines
330 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nitabataban'ireo vahoaka teo am-panaovan'i Heroda ny kabariny?
Nihiakika ny vahoaka hoe: "Feon'andriamanitra izany, fa tsy an'olona!"
# Inona no nahazo an'i Heroda taorian'ny kabariny, ary nahoana?
Satria tsy nanome voninahitra an'Andriamanitra i Heroda, dia nisy anjely namely azy ary lanin'ny kankana izy ka maty.