plt_tq/act/10/34.md

4 lines
182 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Iza no nambaran'i Petera fa azo ekena eo amin'Andriamanitra?
Nambaran'i Petera fa izay rehetra matahotra an'Andriamanitra sy manao asa marina dia azo ekena eo amin'Andriamanitra.