plt_tq/act/10/13.md

12 lines
420 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Rehefa nahita ny fahitana i Petera, inona no nambaran'ilay feo iray taminy?
Nisy feo nilaza taminy hoe: "Miarena, ry Petera, mamonoa ary mihinana."
# Inona no navalin'i Petera ilay feo?
Nandà i Petera, tamin'ny nilazany fa tsy mbola nihinana na inona na inona izay fady na maloto izy.
# Inona no nambaran'ilay feo tamin'i Petera taorian'izany?
Hoy ilay feo: "Izay nodiovin'Andriamanitra, aza antsoina hoe fady."