forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
352 B
Markdown
8 lines
352 B
Markdown
|
# Rehefa nankany Jerosalema i Saoly, toy ny ahoana ny nandraisan'ireo mpianatra azy?
|
||
|
|
||
|
Tany Jerosalema dia natahotra an'i Saoly ireo mpianatra.
|
||
|
|
||
|
# Iza ary no nitondra an'i Saoly teo amin'ireo apostoly ary nanazava izay nanjo an'i Saoly tany Damaskosy?
|
||
|
|
||
|
Barnabasy no nitondra an'i Saoly teo amin'ireo apostoly ary nanazava izay nanjo azy tany Damaskosy.
|