plt_tq/act/05/38.md

8 lines
343 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no torohevitr'i Gamaliela tamin'ny synedriona?
Nanoro hevitra ny synedriona i Gamaliela mba hamela irery ny apostoly.
# Inona no nambaran'i Gamaliela fa mety hataon'ny synedriona ny farany raha mitady ny handavo an'ireo apostoly izy ireo?
Nampitandrina ny synedriona i Gamaliela fa mety hiady amin'Andriamanitra izy ireo ny farany.